I Kaleba, zanakalahin’i Hetsirôna, niteraka tamin’i Hazobà vadiny: dia zanakavavy atao hoe Jerihôta, ary zanakalahy atao hoe Jesera sy Sôbaba ary Ardôna.
1Tantara 2:19 - DIEM PROTESTANTA Ary rehefa maty i Hazobà, dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny; ary io no niterahany an’i Hora. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony maty i Azoba dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny, ary niteraka an’i Hora taminy izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary rehefa maty i Hazobà, dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny; ary io no niterahany an’i Hora. Baiboly Katolika Ary maty i Azobà, ka naka an’i Efratà ho vady i Kaleba; io no niterahany an’i Hora. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an’i Hora taminy; Malagasy Bible Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain'i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an'i Hora taminy; La Bible en Malgache Nony maty i Azoba dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny, ary niteraka an’i Hora taminy izy. |
I Kaleba, zanakalahin’i Hetsirôna, niteraka tamin’i Hazobà vadiny: dia zanakavavy atao hoe Jerihôta, ary zanakalahy atao hoe Jesera sy Sôbaba ary Ardôna.
Taorian’ny nahafatesan’i Hetsirôna izay nanambady an’i Abià, dia niray tamin’i Efrata indray i Kaleba; ka i Efrata no niterahany an’i Asehora mpanorina an’i Tekôa.
Ireto koa mbola taranak’i Kaleba: ireo zanakalahin’i Hora, lahimatoan’i Efrata, dia i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma,
Dia lasa i Josoa niady tamin’ny Hamalekita araka izay efa nandidian’i Mosesy azy; fa i Mosesy sy i Aharôna ary i Hora kosa dia niakatra teny an-tampon’ny havoana.
–Noho izany, ny Tompo dia hanolotra ny vahoakany amin’ny fahavalo mandra-piavin’ny andro hahatera-dahy ny vehivavy iray; ka izay sisa velona, amin’ireo rahalahiny voasesi-tany, dia hiverina ho any amin’ireo Israelita namany.