Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:50 - DIEM PROTESTANTA

50 Ireto koa mbola taranak’i Kaleba: ireo zanakalahin’i Hora, lahimatoan’i Efrata, dia i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 Izao no zanakalahin’i Kaleba, zanak’i Hora, lahimatoan’i Efrata: I Sobala, rain’ny any Kiriata-Jearima;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Ireto koa mbola taranak’i Kaleba: ireo zanakalahin’i Hora, lahimatoan’i Efrata, dia i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

50 Izao no zanaka lahin’i Kaleba. Zanaka lahin’i Hora, lahy matoan’i Efratà: i Sobala, rain’i Kariatiarima,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 Izao no zanakalahin’i Kaleba, zanak’i Hora, lahimatoan’i Efrata: Sobala, razamben’ny any Kiriata-jearima,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 Izao no zanakalahin'i Kaleba, zanak'i Hora, lahimatoan'i Efrata: Sobala, razamben'ny any Kiriata-Jearima,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

50 Izao no zanakalahin’i Kaleba, zanak’i Hora, lahimatoan’i Efrata: I Sobala, rain’ny any Kiriata-Jearima;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:50
12 Rohy Ifampitohizana  

izy ihany koa no reny niteraka an’i Sahafy mpanorina an’i Madmenà sy niteraka an’i Sevà mpanorina an’i Makbenà sy i Gibehà; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Haksà.


i Salmà mpanorina an’i Betlehema, ary i Harefa mpanorina an’i Bety-Gedera.


ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.


Tao koa i Kiriata-Bahala izay nantsoina hoe Kiriata-Jeharîma, ary i Rabà; izany hoe tanàna roa miampy ireo tanàna kely miankina aminy.


avy eo mihodina ho any amin’ny loharano Neftôa, mihazo ireo tanàna any an-tendrombohitr’i Hefrôna, vao mihodina ho any Bahala izay antsoina koa hoe Kiriata-Jeharima;


Dia niainga ny Israelita; ka nony afaka telo andro, dia tonga tany an-tanànan-dry zareo, izany hoe tao Gibehona sy Kefirà ary Beerôta sy Kiriata-Jeharima.


Dia hoy ireo vahoaka rehetra izay teo am-bavahady sy loholona hoe: –Eny, vavolombelona manatri-maso izahay. Hotahin’ny TOMPO anie ity vehivavy izay hankao an-tranonao, ka ho tahaka an-dRahely sy i Lea fa izy roa vavy no niavian’ny vahoaka Israely; hataony manan-karena eo amin’ny Efratîta anie ianao, ary halaza eran’i Betlehema anie ny anaranao!


Tonga naka ny Vatamasin’ny TOMPO ny mponin’i Kiriata-Jeharîma ka nitondra azy ho ao an-tranon’i Abinadàba teo amin’ny havoana iray. Dia natokan’izy ireo ho mpiambina ny Vatamasin’ny TOMPO i Elihezera zanakalahin’i Abinadàba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra