Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:49 - DIEM PROTESTANTA

49 izy ihany koa no reny niteraka an’i Sahafy mpanorina an’i Madmenà sy niteraka an’i Sevà mpanorina an’i Makbenà sy i Gibehà; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Haksà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

49 Niteraka an’i Safa, rain’ny any Madmana, sy i Seva, rain’ny any Makbena sady rain’ny any Gibea koa izy; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Aksa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 izy ihany koa no reny niteraka an’i Sahafy mpanorina an’i Madmenà sy niteraka an’i Sevà mpanorina an’i Makbenà sy i Gibehà; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Haksà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

49 Mbola niteraka an’i Saafa rain’i Madmenà, sy i Soe rain’i Makbenà sy rain’i Gabaà koa izy. Ary ny zanaka vavin’i Kaleba dia i Aksà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

49 Izy koa niteraka an’i Safa, razamben’ny any Madmana, sy Seva, razamben’ny any Makbena sady razamben’ny any Gibea; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia Aksa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

49 Izy koa niteraka an'i Safa, razamben'ny any Madmana, sy Seva, razamben'ny any Makbena sady razamben'ny any Gibea; ary ny zanakavavin'i Kaleba dia Aksa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

49 Niteraka an’i Safa, rain’ny any Madmana, sy i Seva, rain’ny any Makbena sady rain’ny any Gibea koa izy; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Aksa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:49
8 Rohy Ifampitohizana  

ka avelao hisy fito lahy amin’ny taranany hatolotra anay mba hahantonay eo anatrehan’ny TOMPO ao Gibehà tanànan’i Saoly ilay mpanjaka voafidin’ny TOMPO. Ka hoy ny mpanjaka: –Hatolotro ireo.


Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.


I Mahekà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Sebera sy i Tirehanà;


Ireto koa mbola taranak’i Kaleba: ireo zanakalahin’i Hora, lahimatoan’i Efrata, dia i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma,


Mandositra ny ao Madmenà ary misitrika ny mponina ao Gevima.


Ary hoy i Kaleba hoe: –Izay olona mamely ka mahafaka an’i Kiriata-Sefera dia homeko azy i Haksa zanako vavy ho vadiny.


i Tsiklaga, i Madmanà, i Sanesanà,


i Kaîna, i Gibehà, ary i Timnà; izany hoe tanàna folo miampy ireo tanàna kely miankina aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra