Zefania 3:14 - Baiboly Katolika
Mihobia, ry zanaka vavin’i Siôna! manaova feo firavoravoana, ry Israely! Mifalia sy miraharahà amin’ny fonao rehetra, ry zanaka vavin’i Jerosalema.
Jereo ny toko
Mihobia, ry Ziona zanakavavy! Manaova feo fifaliana, ry Israely! Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy!
Jereo ny toko
Mihobia, ry tanànan’i Tsiôna! Manaova firavoravoana, ry vahoakan’i Israely! Mifalia sy mibitaha amin’ny fonareo manontolo, ry mponin’i Jerosalema!
Jereo ny toko
Mihobia, ry tanànan’i Tsiôna! Manaova firavoravoana, ry vahoakan’i Israely! Mifalia sy mibitaha amin’ny fonareo manontolo, ry mponin’i Jerosalema!
Jereo ny toko
Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.
Jereo ny toko
Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin'ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.
Jereo ny toko
Mihobia, ry Ziona* zanakavavy! Manaova feo fifaliana, ry Israely! Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy!
Jereo ny toko