Nomery 14:40 - Baiboly Katolika
Nifoha maraina koa izy ireo, dia niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra, ka nanao hoe: «Indreto izahay hiakatra any amin’ny fitoerana voalazan’i Iaveh, fa efa nanota izahay.»
Jereo ny toko
Ary nifoha vao maraina izy dia niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra ka niteny hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin’ny tany izay nolazain’NY TOMPO, fa efa nanota izahay!
Jereo ny toko
Ny ampitso vao maraina, dia niakatra tany an-tendrombohitra izy ireo sady nanao hoe: –Tena nanota tokoa izahay, fa izao kosa dia vonona hiakatra hankany amin’ny toerana voatondron’ny TOMPO.

Dia nifoha maraina koa izy ary niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra ka nanao hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin’ny tany izay nolazain’i Jehovah, fa efa nanota izahay.
Jereo ny toko
Dia nifoha maraina koa izy ary niakatra tany an-tampon'ny tendrombohitra ka nanao hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin'ny tany izay nolazain'i Jehovah, fa efa nanota izahay.