Nomery 14:39 - Baiboly Katolika39 Dia nolazain’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely rehetra izany teny izany, ka safotr’alahelo mafy ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely rehetra izany teny izany ka nalahelo terỳ ny olona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA39 Nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita rehetra izany teny izany, ka dia nalahelo mafy ny vahoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita rehetra izany teny izany, ka dia nalahelo mafy ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Isiraely rehetra izany teny izany; ka dia nanjoretra terỳ ny olona. Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra izany teny izany; ka dia nanjoretra terỳ ny olona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache39 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely rehetra izany teny izany ka nalahelo terỳ ny olona. Jereo ny toko |