Nomery 14:38 - Baiboly Katolika38 I Jôsoe zanak’i Nona sy i Kaleba zanak’i Jefone no velona tamin’ireo lehilahy nisafo ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Fa i Josoa, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefone, kosa, izay isan’ireo lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Fa i Josoa zanakalahin’i Nona sy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè no sisa velona tamin’ireo nandeha nisafo ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Fa i Josoa zanakalahin’i Nona sy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè no sisa velona tamin’ireo nandeha nisafo ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Fa Josoa, zanak’i Nona, sy Kaleba, zanak’i Jefone, kosa, izay isan’ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Fa Josoa, zanak'i Nona, sy Kaleba, zanak'i Jefone, kosa, izay isan'ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany. Jereo ny toko |