Amin’inona no hanoharako ity taranaka ity? Amin’ny ankizy madinika mipetraka eny an-kianja, izay miantso ny namany,
Matio 23:7 - Baiboly Katolika ny arahabaina eo an-kianja ary ny antsoin’ny olona hoe Raby. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary koa ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena sy ny hataon’ny olona hoe: Raby ô! DIEM PROTESTANTA ary ny arahabaina eny an-kianja sy ny antsoin’ny olona hoe «Rabỳ» na hoe Mpampianatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary ny arahabaina eny an-kianja sy ny antsoin’ny olona hoe «Rabỳ» na hoe Mpampianatra. Baiboly Protestanta Malagasy sy ny hoharabain’ny olona eny an-tsena ary ny hataon’ny olona hoe: Raby ô! Malagasy Bible sy ny hoharabain'ny olona eny an-tsena ary ny hataon'ny olona hoe: Raby ô! La Bible en Malgache ary koa ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena sy ny hataon’ny olona hoe: Raby ô! |
Amin’inona no hanoharako ity taranaka ity? Amin’ny ankizy madinika mipetraka eny an-kianja, izay miantso ny namany,
Fa ianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa ianareo rehetra.
Dia mba niteny i Jodasy ilay hamadika Azy nanao hoe: «Raby, moa izaho va izany?» ka novaliany hoe: «Voalazanao.»
Ary niaraka tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa izy ka nanao hoe: «Arahaba, Raby» dia nanoroka Azy.
«Inona, hoy i Jesoa taminy, no tianao hataoko aminao?» Dia hoy ilay jamba: «Rabòny ô, aoka mba hahiratra aho.»
Dia nahatsiahy i Piera ka nanao taminy hoe: «Raby ô, he! maina ilay aviavy nozoninao.»
Dia izao koa no nolazainy tamin’ny fampianarany: «Mahìna amin’ny mpanora-dalàna, izay tia ny mitsangantsangana miakanjo mirebareba, sy ny arahabaina eny an-kianja,
Vantany vao tonga izy dia nanatona an’i Jesoa ka nanao hoe: «Arahaba, Raby,» dia nanoroka Azy izy.
Mila loza ianareo, ry Farisianina, fa tia ny toerana voalohany ao amin’ny sinagoga sy ny arahaba eny an-kianja ianareo.
Ary nitodika i Jesoa ka nahita azy ireo nanaraka Azy, dia nanao taminy hoe: «Inona no tadiavinareo?» Ary hoy izy ireo taminy: «Raby, (izany hoe, ry Mpampianatra, raha adika) aiza Ianao no mitoetra?»
Dia namaly Azy i Natanaely, ka nanao hoe: «Raby ô, Ianao no zanak’Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan’i Israely.»
Ka hoy ny mpianany taminy: «Raby ô, vao haingana teo no nitady hitora-bato Anao ny Jody, ka dia hankany indray ve Ianao?»
Dia hoy i Jesoa taminy: «Ry Maria!» Dia nitodika izy ka nanao taminy hoe: «Rabòny!» (izany hoe Mpampianatra).
Nankao amin’i Jesoa izy nony alina ka nanao taminy hoe: «Raby, fantatray fa Mpampianatra avy amin’Andriamanitra Ianao, fa tsy misy olona hahefa izao fahagagana ataonao izao raha tsy Andriamanitra no momba azy.»
ka nankany amin’i Joany ny mpianany nanao taminy hoe: «Raby, Ilay teny aminao, teny an-dafin’i Jordany, izay nambaranao manko, ka indro manao batemy koa ary mankany aminy ny olona rehetra.»
Ary rehefa hitany teny an-dafin’ny ranomasina Izy, dia nilazany hoe: «Raby, oviana no tonga teto Ianao?»
ka hoy ny mpianany nanontany Azy: «Raby, iza moa no nanota, io lehilahy io, sa ny rainy aman-dreniny, no teraka jamba izy?»