Marka 14:45 - Baiboly Katolika45 Vantany vao tonga izy dia nanatona an’i Jesoa ka nanao hoe: «Arahaba, Raby,» dia nanoroka Azy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201145 Ary raha vao tonga izy ka nanatona an’i Jesosy dia niteny hoe: Raby ô! Sady nanoroka Azy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA45 Vao tonga i Jodasy, dia nanatona an’i Jesoa avy hatrany ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô! Dia nanoroka Azy i Jodasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Vao tonga i Jodasy, dia nanatona an’i Jesoa avy hatrany ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô! Dia nanoroka Azy i Jodasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy45 Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an’i Jesosy niaraka tamin’izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible45 Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an'i Jesosy niaraka tamin'izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache45 Ary raha vao tonga izy ka nanatona an’i Jesosy dia niteny hoe: Raby ô! Sady nanoroka Azy izy. Jereo ny toko |