Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 10:51 - Baiboly Katolika

51 «Inona, hoy i Jesoa taminy, no tianao hataoko aminao?» Dia hoy ilay jamba: «Rabòny ô, aoka mba hahiratra aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 Ary Jesosy niteny taminy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: Rabonỳ, ny mba hampahiratana ny masoko!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

51 Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: –Mpampianatra ô, ny hampahiratra ahy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: –Mpampianatra ô, ny hampahiratra ahy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

51 Ary Jesosy niteny taminy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: Rabonỳ, ny mba hampahiratana ny masoko!

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 10:51
11 Rohy Ifampitohizana  

Nony alina, niseho tamin’i Salômôna Andriamanitra, ka nanao taminy hoe: «Angataho izay tianao homeko anao.»


ny arahabaina eo an-kianja ary ny antsoin’ny olona hoe Raby.


Fa ianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa ianareo rehetra.


Koa aza manahaka azy ianareo, fa na mbola tsy mangataka aminy aza ianareo, fantatry ny Rainareo izay ilainareo.


Mangataha dia homena ianareo, mitadiava dia hahita, dony dia hovohana;


«Inona, hoy Izy, no tianareo hataoko aminareo?»


Dia nariany ny lambany, ka niezaka nanatona an’i Jesoa izy.


Dia hoy i Jesoa taminy: «Ry Maria!» Dia nitodika izy ka nanao taminy hoe: «Rabòny!» (izany hoe Mpampianatra).


Noraisin’ny komandy tamin’ny tanany ilay zazalahy, nentiny nitanila kely, dia nanontaniany hoe: «Inona no holazainao amiko?»


Aza manahy na inona na inona; fa ambarao an’Andriamanitra, amin’ny fivavahana amam-pifonana ary fisaorana, izay rehetra ilainareo na amin’inona na amin’inona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra