Matio 21:1 - Baiboly Katolika
Ary rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo, ka tonga tao Betifage anilan’ny tendrombohitry ny Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa
Jereo ny toko
Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo ka tonga tao Betifaga any amin’ny tendrombohitra Oliva dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka niteny taminy hoe:
Jereo ny toko
Ary nanakaiky an’i Jerosalema i Jesoa mbamin’ny mpianany sy ny vahoaka tafaraka taminy, ka tonga teo anilan’ny tanàna Betifage, eo amin’ny tendrombohitra atao hoe Analanôliva. Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany i Jesoa ka nanao taminy hoe:

ARY raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe:
Jereo ny toko
Ary raha nanakaiky an'i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe:
Jereo ny toko
Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo ka tonga tao Betifaga any amin’ny tendrombohitra Oliva dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka niteny taminy hoe:
Jereo ny toko