Matio 20:2 - Baiboly Katolika
Ary rehefa nifanaiky tamin’ny mpiasa Izy fa denie iray avy isan’andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ny tanimboalobony izy ireo.
Jereo ny toko
Ary rehefa nifanekeny tamin’ny mpiasa fa ho denaria iray isanandro ny karamany dia nasainy nankany amin’ny tanim-boalobony ireny.
Jereo ny toko
Ka rehefa nifanekeny denàry anankiray avy isan’andro ireo mpiasa, dia nirahiny hiasa any an-tanimboalobony.
Jereo ny toko
Ka rehefa nifanekeny denàry anankiray avy isan’andro ireo mpiasa, dia nirahiny hiasa any an-tanimboalobony.
Jereo ny toko
Ary rehefa nifanekeny tamin’ny mpiasa fa ho denaria isan-andro, ny karamany, dia nasainy nankany amin’ny tanimboalobony ireny.
Jereo ny toko
Ary rehefa nifanekeny tamin'ny mpiasa fa ho denaria isan'andro ny karamany, dia nasainy nankany amin'ny tanim-boalobony ireny.
Jereo ny toko
Ary rehefa nifanekeny tamin’ny mpiasa fa ho denaria* iray isanandro ny karamany dia nasainy nankany amin’ny tanim-boalobony ireny.
Jereo ny toko