Matio 22:19 - Baiboly Katolika19 Asehoy Ahy ny farantsa kely fandoa amin’ny hetra,» dia nanasehoany denie iray Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria iray Izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia notoloran-dry zareo denàry anankiray Izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia notoloran-dry zareo denàry anankiray Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin'ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria* iray Izy. Jereo ny toko |