Matio 19:17 - Baiboly Katolika
Dia hoy Izy namaly azy: «Ahoana àry no iantsoanao Ahy hoe tsara? Iray ihany no tsara, dia Andriamanitra; ka raha te hiditra any amin’ny fiainana ianao, tandremo ny didy.»
Jereo ny toko
Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Iray no tsara; fa raha te hiditra any amin’ny fiainana ianao, tandremo ny didy.
Jereo ny toko
Dia hoy i Jesoa taminy: –Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Tokana no tsara tapitra ohatra. Raha te hiroso amin’ny fiainana kosa ianao, dia tandremo ny didy!
Jereo ny toko
Dia hoy i Jesoa taminy: –Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Tokana no tsara tapitra ohatra. Raha te hiroso amin’ny fiainana kosa ianao, dia tandremo ny didy!
Jereo ny toko
Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Iray no tsara; fa raha te-hiditra any amin’ny fiainana hianao, tandremo ny didy.
Jereo ny toko
Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.
Jereo ny toko
Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Iray no tsara; fa raha te hiditra any amin’ny fiainana ianao, tandremo ny didy.
Jereo ny toko