Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 19:18 - Baiboly Katolika

18 «Didy inona avy?» hoy izy. Dia hoy i Jesoa: «Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona tsy marina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Hoy Ralehilahy taminy: Inona avy moa izany? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: «Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Fa hoy ilay zatovo taminy: –Didy sahala amin’inona moa izany? Ka izao no navalin’i Jesoa: –Ny didy sahala amin’ny hoe: Aza mamono olona, aza maka vadin’olona, aza mangalatra, aza manao vavolombelona tsy marina;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Fa hoy ilay zatovo taminy: –Didy sahala amin’inona moa izany? Ka izao no navalin’i Jesoa: –Ny didy sahala amin’ny hoe: Aza mamono olona, aza maka vadin’olona, aza mangalatra, aza manao vavolombelona tsy marina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: ,,Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,’’

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Hoy Ralehilahy taminy: Inona avy moa izany? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: «Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga,

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 19:18
8 Rohy Ifampitohizana  

Fantatrao ny didy hoe: Aza mijangajanga; aza mamono olona; aza mangalatra; aza mety ho vavolombelona tsy marina; aza manambaka; manajà ny rainao aman-dreninao.»


Fantatrao ny didy hoe: ‹Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza miampanga lainga, manajà ny rainao aman-dreninao.› »


Fa izay miankina amin’ny asan’ny Lalàna kosa dia voaozona, araka ny voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra manatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny Lalàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra