Jeremia 48:36 - Baiboly Katolika
Koa mitaraina hoatra ny sodina ny foko, noho ny amin’i Moaba; eny, ny foko, noho ny amin’ny mponina ao Kir-Heresa, mitaraina hoatra ny sodina. Koa very avokoa izay tombony efa azony.
Jereo ny toko
Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin’i Moaba, ary ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin’ny mponina ao Kira-Haresa, eny, noho izany dia levona ny harena be izay noharìny.
Jereo ny toko
Izany no hanaovan’ny foko toloko ho an’i Môaba sy ny olon’i Kira-Heresa, dia toloko miendrika feon-tsodina, satria very ny harena azony.
Jereo ny toko
Izany no hanaovan’ny foko toloko ho an’i Môaba sy ny olon’i Kira-Heresa, dia toloko miendrika feon-tsodina, satria very ny harena azony.
Jereo ny toko
Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin’i Moaba, Ary ny foko mitomany manao feon-tsodina noho ny amin’ny mponina ao Kira-haresa, Eny, noho izany dia levona ny harena be izay nohariny.
Jereo ny toko
Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin'i Moaba, ary ny foko mitomany manao feon-tsodina noho ny amin'ny mponina ao Kira-haresa. Eny, noho izany dia levona ny harena be izay nohariny.