Isaia 15:7 - Baiboly Katolika7 Izay zavatra mba azony noraisina sy izay fitaovany, dia entiny any an-dafin’ny lohasahan-driakan’ny Hazomalahelo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Noho izany dia entiny ho any ampitan’ny lohasahan-driakan’ny hazomalahelo ny harena be izay nohariny sy ny entany izay mbola voatahiriny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ireo harena vitsivitsy hany sisa voatahiry dia nentin’ireo Môabita nitsoaka any am-pitan’ny lohasahan-driakan’ny Hazomalahelo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ireo harena vitsivitsy hany sisa voatahiry dia nentin’ireo Môabita nitsoaka any am-pitan’ny lohasahan-driakan’ny Hazomalahelo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary amin’izany ny harena be izay noharìny sy ny entany izay mbola voatahiriny Dia entiny ho any am-pitan’ny lohasahan-driaky ny hazomalahelo. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary amin'izany ny harena be izay nohariny ny entany izay mbola voatahiriny dia entiny ho any am-pitan'ny lohasahan-driaky ny hazomalahelo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Noho izany dia entiny ho any ampitan’ny lohasahan-driakan’ny hazomalahelo ny harena be izay nohariny sy ny entany izay mbola voatahiriny. Jereo ny toko |
Faminaniana ny amin’ireo bibin’i Negeba: Izy ireo mamakivaky ny tany mampahory sy mampitebiteby, izay ivoahan’ny liona aman-diona vavy, ny menarana sy ny dragona manidina, mitondra ny hareny eny an-damosin’ny ampondra, sy ny rakiny eo amin’ny trafon’ny rameva, ho an’ny firenena tsy mahefa na inona na inona.