Jeremia 37:3 - Baiboly Katolika
Nirahin’i Sedesiasa, mpanjaka, i Jokaly zanak’i Selemiasa, sy i Sôfôniasa zanak’i Maasiasa mpisorona, ho any amin’i Jeremia, mpaminany, hilaza aminy hoe: «Mba mifonà ho anay amin’i Iaveh Andriamanitsika.»
Jereo ny toko
Ary i Zedekia mpanjaka dia naniraka an’i Jehokala, zanak’i Selemia, sy i Zefania, zanak’i Mahaseia, mpisorona, ho any amin’i Jeremia mpaminany hiteny hoe: Mba mivavaha re ho anay amin’NY TOMPO Andriamanitsika!
Jereo ny toko
I Tsedekià mpanjaka kosa dia naniraka an’i Jokaly, zanakalahin’i Selemià ary koa i Tsefanià mpisorona, zanakalahin’i Mahaseià ho any amin’i Jeremià mpaminany ihany hanao aminy hoe: –Miangavy anao aho mba hivavaka ho anay amin’ny TOMPO Andriamanitsika.

Ary Zedekia mpanjaka naniraka an’i Jehokala, zanak’i Selemia, sy Zefania, zanak’i Mahaseia, mpisorona, ho any amin’i Jeremia mpaminany hanao hoe: Mba ivavaho amin’i Jehovah Andriamanitsika re izahay.
Jereo ny toko
Ary Zedekia mpanjaka naniraka an'i Jehokala, zanak'i Selemia, sy Zefania, zanak'i Mahaseia, mpisorona, ho any amin'i Jeremia mpaminany hanao hoe: Mba ivavaho amin'i Jehovah Andriamanitsika re izahay.