Jeremia 34:3 - Baiboly Katolika
Ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tanany, fa ho voasambotra marina tokoa ianao sy ho voatolotra eo an-tanany; ny masonao, hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babilôna, izy hiteny mifanatrika aminao, ary ianao handeha ho any Babilôna.
Jereo ny toko
tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tanany; ary hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babilona ny masonao, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babilona ianao.
Jereo ny toko
Ary tsy ho afa-miala aminy ianao, fa ho azo sambo-belona ka hatolotra azy. Tsy maintsy hifanatri-maso aminy ianao ka hamaly azy mivantana alohan’ny hankanesanao any Babilôna.

ary hianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tànany; ary ny masonao hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babylona, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babylona hianao.
Jereo ny toko
ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tànany; ary ny masonao hahita ny mason'ny mpanjakan'i Babylona, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babylona ianao.