Jeremia 34:21 - Baiboly Katolika21 I Sedesiasa mpanjakan’i Jodà sy ireo loholona ao aminy hatolotra eo an-tanan’ny fahavalony, eo an-tanan’ireo mitady ny ainy, eo an-tanan’ny tafik’i Babilôna izay efa lasa niala taminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy ary eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona izay efa lasa niala taminareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 I Tsedekià mpanjaka sy ireo mpiasam-panjakana ambony koa dia hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalo izay mitady hahafaty azy, dia ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna. Nisinda nihataka kely ankehitriny izany tafika izany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 I Tsedekià mpanjaka sy ireo mpiasam-panjakana ambony koa dia hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalo izay mitady hahafaty azy, dia ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna. Nisinda nihataka kely ankehitriny izany tafika izany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan’ny fahavalony sy eo an-tànan’izay mitady ny ainy ary eo an-tànan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babylona, izay efa lasa niala taminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy ary eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona, izay efa lasa niala taminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy ary eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona izay efa lasa niala taminareo. Jereo ny toko |