Jeremia 27:22 - Baiboly Katolika22 Hoentina any Babilôna koa ireo, sady hitoetra any, mandra-piavin’ny andro hamangiako azy, - teny marin’i Iaveh, - ka dia hampiakatra azy sy hampody azy amin’ity fitoerana ity indray Aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ho any Babilona no hitondrana ireo sady hitoetra any izy ambara-pahatongan’ny andro hamangiako azy, hoy NY TOMPO, avy eo vao hoentiko miakatra izy ka hampodiko amin’ity tanàna ity. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 «Hoentina any Babilôna ireo fanaka rehetra ireo, ary hijanona any ambara-piavin’ny andro hirotsahako an-tsehatra hampakatra sy hamerina azy eto amin’ity toerana ity indray.» Izany no teny hentitry ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 «Hoentina any Babilôna ireo fanaka rehetra ireo, ary hijanona any ambara-piavin’ny andro hirotsahako an-tsehatra hampakatra sy hamerina azy eto amin’ity toerana ity indray.» Izany no teny hentitry ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ho any Babylona no hitondrana ireo, sady hitoetra any izy ambara-pahatongan’ny andro hamangiako azy, hoy Jehovah, dia vao ho entiko miakatra izy ka hampodiko amin’ity tanàna ity. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ho any Babylona no hitondrana ireo, sady hitoetra any izy ambara-pahatongan'ny andro hamangiako azy, hoy Jehovah, dia vao ho entiko miakatra izy ka hampodiko amin'ity tanàna ity. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ho any Babilona no hitondrana ireo sady hitoetra any izy ambara-pahatongan’ny andro hamangiako azy, hoy NY TOMPO, avy eo vao hoentiko miakatra izy ka hampodiko amin’ity tanàna ity. Jereo ny toko |