Jeremia 32:2 - Baiboly Katolika
Tamin’izany, ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna, nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremia mpaminany, nafahy tao amin’ny kianjan’ny fiambenana, tao amin’ny tranon’ny mpanjakan’i Jodà.
Jereo ny toko
Fa tamin’izany no nanaovan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremia mpaminany dia nambenana teo amin’ny trano fiambenana izay teo amin’ny kianjan’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.
Jereo ny toko
Ny tafika babilônianina tamin’izay dia nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremià mpaminany dia nogadraina tao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda, tao an-kianja fiambenana.
Jereo ny toko
Ny tafika babilônianina tamin’izay dia nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremià mpaminany dia nogadraina tao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda, tao an-kianja fiambenana.
Jereo ny toko
Fa tamin’izany no nanaovan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babylona fahirano an’i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan’ny trano fiambenana, izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.
Jereo ny toko
Fa tamin'izany no nanaovan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona fahirano an'i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan'ny trano fiambenana, izay teo amin'ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda.