Jeremia 32:2 - DIEM PROTESTANTA2 Ny tafika babilônianina tamin’izay dia nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremià mpaminany dia nogadraina tao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda, tao an-kianja fiambenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Fa tamin’izany no nanaovan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremia mpaminany dia nambenana teo amin’ny trano fiambenana izay teo amin’ny kianjan’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ny tafika babilônianina tamin’izay dia nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremià mpaminany dia nogadraina tao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda, tao an-kianja fiambenana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Tamin’izany, ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna, nanao fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremia mpaminany, nafahy tao amin’ny kianjan’ny fiambenana, tao amin’ny tranon’ny mpanjakan’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Fa tamin’izany no nanaovan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babylona fahirano an’i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan’ny trano fiambenana, izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Fa tamin'izany no nanaovan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona fahirano an'i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan'ny trano fiambenana, izay teo amin'ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Fa tamin’izany no nanaovan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona fahirano an’i Jerosalema; ary i Jeremia mpaminany dia nambenana teo amin’ny trano fiambenana izay teo amin’ny kianjan’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny toko |
Araka izay nolazain’ny TOMPO, dia tonga tany amiko tao an-kianja fiambenana tokoa i Hanamèla zana-drahalahin-draiko, ka niteny tamiko hoe: –Tokony hovidinao ny sahako izay ao Hanatôta ao amin’ny tanin’i Benjamîna, fa ianao no havako akaiky ka manan-jo hanavotra sy hanana azy. Koa fantatro tamin’izay fa ny TOMPO tokoa no efa niteny tamiko.
Dia nalain’ireo manamboninahitra efa-dahy ireo i Jeremià ka natsipiny tao amin’ny lavaka famorian-dranon’ny andriana Malkià; fa teo an-kianjan’ny trano fiambenana io lavaka io. Tady mahazaka no nandatsahany an’i Jeremià tao. Nefa tsy nisy rano tao fa fotaka ihany, koa nilentika tamin’ny fotaka i Jeremià.