Jeremia 37:21 - Baiboly Katolika21 Dia nanome teny i Sedesiasa mpanjaka, hitana an’i Jeremia ao an-kianjan’ny tranomaizina sy hanome azy mofo iray lehibe isan’andro avy any amin’ny araben’ny Mpanao mofo, mandra-pahalanin’ny mofo rehetra ao an-tanàna. Izany no nitoeran’i Jeremia tao amin’ny kianjan’ny tranomaizina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia nasain’i Zedekia mpanjaka nataony teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana i Jeremia ka nasainy nomena mofo iray isanandro avy any amin’ny fitoeran’ny mpanao mofo izy, ambara-pahalanin’ny mofo rehetra tao an-tanàna. Toy izany no nitoeran’i Jeremia teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Dia nanome baiko i Tsedekià mpanjaka mba hapetraka eo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià sady homena mofo boribory iray isan’andro avy ao amin’ny lalankelin’ny Mpanao mofo mandra-pahalanin’ny mofo rehetra ao an-tanàna. Toy izany no nijanonan’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia nanome baiko i Tsedekià mpanjaka mba hapetraka eo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià sady homena mofo boribory iray isan’andro avy ao amin’ny lalankelin’ny Mpanao mofo mandra-pahalanin’ny mofo rehetra ao an-tanàna. Toy izany no nijanonan’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia nasain’i Zedekia mpanjaka nataony teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana Jeremia, ka nasainy nomena mofo iray isan-andro isan-andro avy any amin’ny fitoeran’ny mpanao mofo izy, ambara-pahalanin’ny mofo rehetra tao an-tanàna. Toy izany no nitoeran’i Jeremia teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia nasain'i Zedekia mpanjaka nataony teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana Jeremia, ka nasainy nomena mofo iray isan'andro isan'andro avy any amin'ny fitoeran'ny mpanao mofo izy, ambara-pahalanin'ny mofo rehetra tao an-tanàna. Toy izany no nitoeran'i Jeremia teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia nasain’i Zedekia mpanjaka nataony teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana i Jeremia ka nasainy nomena mofo iray isanandro avy any amin’ny fitoeran’ny mpanao mofo izy, ambara-pahalanin’ny mofo rehetra tao an-tanàna. Toy izany no nitoeran’i Jeremia teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana. Jereo ny toko |
Dia tonga tatỳ amiko tokoa tao amin’ny kianja fiambenana araka ny tenin’i Iaveh i Hananeela zana-drahalahin-draiko, ka nanao tamiko hoe: «Mba vidio ny sahako ao Anatôta, amin’ny faritanin’i Benjamina, fa manana ny rariny handoavanao sy hanavotanao azy ianao, ka mba vidio àry.» Fantatro tamin’izany fa tenin’i Iaveh izany.