Jeremia 38:6 - Baiboly Katolika6 Dia noraisin’izy ireo i Jeremia, ka nampidininy tao an-davak’i Melkiasa zanak’andriana, ao an-kianjan’ny fiambenana; mahazaka no nampidinana an’i Jeremia tao an-davaka izay tsy nisy rano, fa fotaka ihany, ka nilentika tanaty fotaka i Jeremia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary naka an’i Jeremia izy ireo ka nandatsaka azy tao amin’ny lavaka famorian-dranon’i Malkia, zanaky ny mpanjaka, izay tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin’ny tady mahazaka i Jeremia. Tsy nisy rano tao amin’ny lavaka fa fotaka fotsiny ihany ka nilentika tao amin’ny fotaka i Jeremia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Dia nalain’ireo manamboninahitra efa-dahy ireo i Jeremià ka natsipiny tao amin’ny lavaka famorian-dranon’ny andriana Malkià; fa teo an-kianjan’ny trano fiambenana io lavaka io. Tady mahazaka no nandatsahany an’i Jeremià tao. Nefa tsy nisy rano tao fa fotaka ihany, koa nilentika tamin’ny fotaka i Jeremià. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nalain’ireo manamboninahitra efa-dahy ireo i Jeremià ka natsipiny tao amin’ny lavaka famorian-dranon’ny andriana Malkià; fa teo an-kianjan’ny trano fiambenana io lavaka io. Tady mahazaka no nandatsahany an’i Jeremià tao. Nefa tsy nisy rano tao fa fotaka ihany, koa nilentika tamin’ny fotaka i Jeremià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary naka an’i Jeremia izy ka nandatsaka azy tao amin’ny lavaka famorian-dranon’i Malkia, zanak’andriana, izay tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin’ny mahazaka Jeremia. Ary tsy nisy rano tao amin’ny lavaka, fa fotaka fotsiny ihany, ka dia nilentika tamin’ny fotaka Jeremia. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary naka an'i Jeremia izy ka nandatsaka azy tao amin'ny lavaka famorian-dranon'i Malkia, zanak'andriana, izay tao amin'ny kianjan'ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin'ny mahazaka Jeremia. Ary tsy nisy rano tao amin'ny lavaka, fa fotaka fotsiny ihany, ka dia nilentika tamin'ny fotaka Jeremia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary naka an’i Jeremia izy ireo ka nandatsaka azy tao amin’ny lavaka famorian-dranon’i Malkia, zanaky ny mpanjaka, izay tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin’ny tady mahazaka i Jeremia. Tsy nisy rano tao amin’ny lavaka fa fotaka fotsiny ihany ka nilentika tao amin’ny fotaka i Jeremia. Jereo ny toko |