Jeremia 23:36 - Baiboly Katolika
fa tsy haverinao intsony kosa ny hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh!» Fa ny tenin’ny olona ihany no havesatra aminy avy; satria ianareo mamadika ny tenin’Andriamanitra velona, dia i Iavehn’ny tafika, Andriamanitsika.
Jereo ny toko
Fa ny hoe ny enta-mavesatry NY TOMPO dia tsy hotononinareo intsony; fa ny tenin’ny olona tsirairay ihany no ho enta-mavesatry ny tenany, satria efa navadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitsika.
Jereo ny toko
Ary ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO» dia tsy tokony hotononinareo intsony. Fa moa enta-mavesatra ho an’ny olona tokoa ve ny tenin’Andriamanitra? Tsia, fa raha izany dia avadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely.

Fa ny hoe ,Ny entan’i Jehovah’ dia tsy hotononinareo intsony; Fa ny tenin’ny olona avy ihany no ho entan’ ny tenany, Satria efa navadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, Dia Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitsika.
Jereo ny toko
Fa ny hoe: Ny entan'i Jehovah dia tsy hotononinareo intsony; Fa ny tenin'ny olona avy ihany no ho entan'ny tenany, satria efa navadikareo ny tenin'Andriamanitra velona, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitsika.