Jeremia 23:35 - Baiboly Katolika35 Izao no ifampilazanareo aminareo isany, sy amin’ny havanareo avy: «Ahoana no navalin’i Iaveh?» ary: «Ahoana, hoy i Iaveh?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Samia manontany amin’ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin’NY TOMPO? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Izay tokony hifanontanianareo dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO?» na «Inona no voalazan’ny TOMPO?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Izay tokony hifanontanianareo dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO?» na «Inona no voalazan’ny TOMPO?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Samia manontany amin’ny namany sy ny rahalahiny avy hianareo hoe: Ahoana no navalin’i Jehovah? Ary ahoana no nolazain’i Jehovah? Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Samia manontany amin'ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin'i Jehovah? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Samia manontany amin’ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin’NY TOMPO? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny toko |