Jeremia 23:37 - Baiboly Katolika37 Izao no holazainareo amin’ny mpaminany: «Ahoana no navalin’i Iaveh taminao? Ahoana hoy i Iaveh?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany; Ahoana no navalin’i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain’i Jehovah? Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny toko |