Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 23:38 - Baiboly Katolika

38 Fa raha ataonao hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh,» dia izao kosa no lazain’i Iaveh: «Noho ianareo nilaza ny teny hoe: Mavesatra ho an’i Iaveh, rehefa naniraka tany aminareo anefa Aho hilaza aminareo hoe: Aza manao hoe: Entan’i Iaveh intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Fa raha hoy ianareo: Enta-mavesatry NY TOMPO, dia izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO, nefa efa nandefasako iraka ihany ianareo ka nilazako hoe: Aza miteny izany hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO izany,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 Fa raha mbola teneninareo ihany ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO», na dia efa nandrarako anareo aza,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Fa raha mbola teneninareo ihany ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO», na dia efa nandrarako anareo aza,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Fa raha hoy hianareo: ,Entan’i Jehovah’, dia izao no lazain’i Jehovah: Noho ny nilazanareo ny teny hoe ,Ny entan’i Jehovah,’ Nefa efa nanirahako ihany hianareo nataoko hoe: Aza manao hoe: ,Ny entan’i Jehovah’,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Fa raha hoy ianareo: Entan'i Jehovah, Dia izao no lazain'i Jehovah: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny entan'i Jehovah, nefa efa nanirahako ihany ianareo nataoko hoe: Aza manao hoe: Ny entan'i Jehovah,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 Fa raha hoy ianareo: Enta-mavesatry NY TOMPO, dia izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO, nefa efa nandefasako iraka ihany ianareo ka nilazako hoe: Aza miteny izany hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO izany,

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 23:38
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no holazainareo amin’ny mpaminany: «Ahoana no navalin’i Iaveh taminao? Ahoana hoy i Iaveh?»


noho izany, Izaho kosa dia tena hanadino anareo mihitsy, sy hanary anareo tsy ho eo anatrehan’ny Tavako, dia ianareo mbamin’ny tanàna nomeko anareo sy ny razanareo;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra