Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 23:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Izao no holazainareo amin’ny mpaminany: «Ahoana no navalin’i Iaveh taminao? Ahoana hoy i Iaveh?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany; Ahoana no navalin’i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain’i Jehovah?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 23:37
3 Rohy Ifampitohizana  

Te hihaino izay lazain’Andriamanitra TOMPO aho. Fiadanana tokoa no ampanantenainy ho an’ny vahoakany, dia ireo mpivavaka aminy, raha tsy miverina amin’ny hadalàny intsony ireo.


Ary ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO» dia tsy tokony hotononinareo intsony. Fa moa enta-mavesatra ho an’ny olona tokoa ve ny tenin’Andriamanitra? Tsia, fa raha izany dia avadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely.


Fa raha mbola teneninareo ihany ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO», na dia efa nandrarako anareo aza,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra