Jeremia 20:2 - Baiboly Katolika
Ary nikapoka an’i Jeremia mpaminany i Fasora, nampamatotra azy amin’ny boloky hazo, tao amin’ny vavahady Avon’i Benjamina izay ao amin’ny tranon’i Iaveh.
Jereo ny toko
dia namely tehamaina an’i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin’ny boloky hazo izay teo am-bavahadin’i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan’ny tranon’NY TOMPO.
Jereo ny toko
Koa namely tehamaina an’i Jeremià mpaminany izy sady namatotra azy tamin’ny tsatòka teo anilan’ny vavahadin’i Benjamîna, dia ilay vavahady ambony mankao an-tranon’ny TOMPO.
Jereo ny toko
Koa namely tehamaina an’i Jeremià mpaminany izy sady namatotra azy tamin’ny tsatòka teo anilan’ny vavahadin’i Benjamîna, dia ilay vavahady ambony mankao an-tranon’ny TOMPO.
Jereo ny toko
dia namely an’i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin’ny boloky hazo izay teo am-bavahadin’i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan’ny tranon’i Jehovah.
Jereo ny toko
dia namely an'i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin'ny boloky hazo izay teo am-bavahadin'i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan'ny tranon'i Jehovah.
Jereo ny toko
dia namely tehamaina an’i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin’ny boloky hazo izay teo am-bavahadin’i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan’ny tranon’NY TOMPO.
Jereo ny toko