Zakaria 14:10 - Baiboly Katolika10 Hovana ho tany lemaka ny tany rehetra, hatrany Bagaà ka hatrany Remôna, eo atsimon’i Jerosalema. Ary hasandratra sy hipetraka amin’ny toerany i Jerosalema, dia hatreo amin’ny vavahadin’i Benjamina ka hatreo amin’ny fitoeran’ny vavahadin’ny Zoro, ary hatreo amin’ny tilikambo Hananeely ka hatrany amin’ny famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ho tonga tahaka ny tany ngazana ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon’i Jerosalema. Fa i Jerosalema kosa dia hasandratra sy hijanona eo amin’ny toerany ihany, hatramin’ny vavahadin’i Benjamina ka hatramin’ny vavahady voalohany, hatramin’ny vavahady an-jorony ary hatramin’ny tilikambo fiambenana Hananela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Hovana lemaka ny faritra manontolo manodidina an’i Jerosalema, manomboka any Gebà any avaratra ka hatrany Rimôna any atsimo. I Jerosalema dia hisandratra ambonin’ireo tany manodidina azy; ary ny tanàna dia hitatra manomboka eo amin’ny vavahadin’i Benjamîna ka hatramin’ny vavahadin-joro, dia eo amin’ny toeran’ny vavahady tranainy, ary koa manomboka eo amin’ny tilikambon’i Hananehela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Hovana lemaka ny faritra manontolo manodidina an’i Jerosalema, manomboka any Gebà any avaratra ka hatrany Rimôna any atsimo. I Jerosalema dia hisandratra ambonin’ireo tany manodidina azy; ary ny tanàna dia hitatra manomboka eo amin’ny vavahadin’i Benjamîna ka hatramin’ny vavahadin-joro, dia eo amin’ny toeran’ny vavahady tranainy, ary koa manomboka eo amin’ny tilikambon’i Hananehela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon’i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin’ny fitoerany izy hatramin’ny vavahadin’i Benjamina ka hatreo amin’ny vavahady voalohany, hatramin’ny vavahady an-jorony, ary hatramin’ny tilikambo Hananela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon'i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin'ny fitoerany izy hatramin'ny vavahadin'i Benjamina ka hatreo amin'ny vavahady voalohany, hatramin'ny vavahady an-jorony, ary hatramin'ny tilikambo Hananela ka hatramin'ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ho tonga tahaka ny tany ngazana ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon’i Jerosalema. Fa i Jerosalema kosa dia hasandratra sy hijanona eo amin’ny toerany ihany, hatramin’ny vavahadin’i Benjamina ka hatramin’ny vavahady voalohany, hatramin’ny vavahady an-jorony ary hatramin’ny tilikambo fiambenana Hananela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Jereo ny toko |
Amin’izany andro izany, ireo filohan’i Jodà, hataoko toy ny fatana mivaivay ao amin’ny hazo, toy ny fanilo mirehitra, ao anaty amboaram-bary, ka handevona ny firenena rehetra manodidina eo amin’ny ankavanana sy eo amin’ny ankavia, ary i Jerosalema dia mbola ho eo amin’ny fitoerana ao Jerosalema ihany.