Isaia 15:4 - Baiboly Katolika
Mibadabada i Hesebona sy i Eleale; re hatrany Jahasy ny feony. Noho izany midradradradra ny mpiadin’i Moaba, mangovitra ny fanahin’izy io.
Jereo ny toko
Mitoreo i Hesbona sy i Elale ka re hatrany Jahaza ny feony; noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’i Moaba, mihorohoro izy ireo.
Jereo ny toko
Miantso vonjy ny any Hesbôna sy Elehale ka re hatrany Jahatsa ny feony; izany no mampilofika an’i Môaba sy mahakivy ny fanahiny.
Jereo ny toko
Miantso vonjy ny any Hesbôna sy Elehale ka re hatrany Jahatsa ny feony; izany no mampilofika an’i Môaba sy mahakivy ny fanahiny.
Jereo ny toko
Ary mitaraina Hesbona sy Elale, Ka re hatrany Jahaza ny feony, Ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’ i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.
Jereo ny toko
Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan'i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.
Jereo ny toko
Mitoreo i Hesbona sy i Elale ka re hatrany Jahaza ny feony; noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’i Moaba, mihorohoro izy ireo.
Jereo ny toko