Isaia 13:18 - Baiboly Katolika
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo; ny naloaky ny kibo, tsy hananany antra; ny zaza tsy hiantran’ny masony.
Jereo ny toko
Handripaka ny zatovo ny tsipìkany ary tsy hamindrany fo izay ateraky ny kibo; eny, tsy hiantran’ny masony na dia ny zaza aza.
Jereo ny toko
Haringany amin’ny tsipîkany ny tanora, tsy hamindrany fo ny zaza vao teraka, ary tsy hiantrany akory ny ankizy.»
Jereo ny toko
Haringany amin’ny tsipîkany ny tanora, tsy hamindrany fo ny zaza vao teraka, ary tsy hiantrany akory ny ankizy.»
Jereo ny toko
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo, Ary izay ateraky ny kibo tsy hamindrany fo, Eny, na dia ny zaza aza tsy hiantran’ny masony.
Jereo ny toko
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo, ary izay ateraky ny kibo tsy hamindrany fo, eny, na dia ny zaza aza tsy hiantran'ny masony.
Jereo ny toko
Handripaka ny zatovo ny tsipìkany ary tsy hamindrany fo izay ateraky ny kibo; eny, tsy hiantran’ny masony na dia ny zaza aza.
Jereo ny toko