Jeremia 50:30 - Baiboly Katolika30 Koa noho izany, ny zatovony ho lavo eny amin’ny kianjany, ary ny lehilahy mpiadiny rehetra ho ringana avokoa, amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh. - Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Koa hiampatrampatra eny amin’ny kianja ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 «Noho izany dia ho faty eny an-kianja eny ireo zatovony, ary ho ringana ireo miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 «Noho izany dia ho faty eny an-kianja eny ireo zatovony, ary ho ringana ireo miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Koa hiampatrampatra eny an-kalalahana ny zatovony, Ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Koa hiampatrampatra eny ankalalahana ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin'izany andro izany, hoy Jehovah. Jereo ny toko |