Hosea 14:1 - Baiboly Katolika
Hofaizina i Samaria, fa niodina tamin’ny Andriamaniny; ho lavon-tsabatra izy ireo! hotorotoroina ny zanany madinika; ary hotatahana ny kibon’ireo vadiny bevohoka.
Jereo ny toko
Hovaliana i Samaria noho ny helony satria nikomy tamin’Andriamaniny izy. Ho lavon-tsabatra izy, ny zanany madinika dia hotorotoroina ary ny kibon’ny bevohoka eo aminy dia hotatahana.
Jereo ny toko
Hozakain’ny mponin’i Samaria ny vokatry ny heloka nataony fa nikomy tamin’Andriamaniny izy. Ho faty an’ady ireo, ho voatorotoro ny zaza; ary hotatahina kibo ny vehivavy bevohòka.

Hovaliana Samaria noho ny helony, Fa niodina tamin’Andriamaniny izy; Ho lavon-tsabatra izy, Ny zanany madinika hotorotoroina, Ary izay bevohoka eo aminy hotatahana.
Jereo ny toko
Hovaliana Samaria noho ny helony, Fa niodina tamin'Andriamaniny izy; Ho lavon-tsabatra izy, ny zanany madinika hotorotoroina, ary izay bevohoka eo aminy hotatahana.