Hosea 12:2 - Baiboly Katolika
I Efraima, mihinan-drivotra, sy manenjika ny rivotra avy atsinanana. Mampiavosa lainga amam-pandozàna mandritra ny andro izy; manao fanekena amin’i Asora izy ireo, ka entina ho any Ejipta ny diloilo.
Jereo ny toko
Homan-drivotra i Efraima sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana; mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fampihorohoroana; manao fanekena amin’ny Asiriana izy ary mitondra diloilo ho any Ejipta.
Jereo ny toko
Mamatsy diloilo an’i Ejipta i Efraîma; ka rivotra no ivokisany amin’izany. Manao fifanekena amin’i Asiria izy dia manenji-drivotra avy atsinanana. Tontolo andro no ampitomboiny ny lainga sy ny herisetra.

Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, Mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin’ny Asyriana izy, Ary diloilo no entina ho any Egypta.
Jereo ny toko
Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin'ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta.