Hosea 12:2 - DIEM PROTESTANTA2 Mamatsy diloilo an’i Ejipta i Efraîma; ka rivotra no ivokisany amin’izany. Manao fifanekena amin’i Asiria izy dia manenji-drivotra avy atsinanana. Tontolo andro no ampitomboiny ny lainga sy ny herisetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Homan-drivotra i Efraima sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana; mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fampihorohoroana; manao fanekena amin’ny Asiriana izy ary mitondra diloilo ho any Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Mamatsy diloilo an’i Ejipta i Efraîma; ka rivotra no ivokisany amin’izany. Manao fifanekena amin’i Asiria izy dia manenji-drivotra avy atsinanana. Tontolo andro no ampitomboiny ny lainga sy ny herisetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 I Efraima, mihinan-drivotra, sy manenjika ny rivotra avy atsinanana. Mampiavosa lainga amam-pandozàna mandritra ny andro izy; manao fanekena amin’i Asora izy ireo, ka entina ho any Ejipta ny diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, Mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin’ny Asyriana izy, Ary diloilo no entina ho any Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin'ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Homan-drivotra i Efraima sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana; mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fampihorohoroana; manao fanekena amin’ny Asiriana izy ary mitondra diloilo ho any Ejipta. Jereo ny toko |
Hafatra momba ny biby mivesatra entana any Negeba. Faritra mampahory sy mampitebiteby sady misy liona masiaka mierona ary koa menarana sy dragona manidina no indro vakivakîn’ny olona ka itondrany harena sy zava-tsoa eny an-damosin’ny boriky sy eny ambony trafon’ny rameva hankany amin’ny firenena tsy mahasoa azy akory.