Fantatr’i Jakôba fa izy io, ka hoy izy: «Ny akanjon-janako tokoa. Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa.»
Genesisy 48:11 - Baiboly Katolika Ary hoy i Israely tamin’i Josefa hoe: «Tsy nanampò hahita tava anao intsony aho, kanjo indro ataon’Andriamanitra mahita ny taranakao aza.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy izy tamin’i Josefa: Tsy nanampo hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro Andriamanitra nampahita ahy ny zanakao koa! DIEM PROTESTANTA Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Tsy nanantena hahita anao intsony aho, kanjo indro izao fa navelan’Andriamanitra hahita ny zanakao aza aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Tsy nanantena hahita anao intsony aho, kanjo indro izao fa navelan’Andriamanitra hahita ny zanakao aza aho. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Isiraely tamin’i Josefa; Tsy nanampo izay hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro, Andriamanitra efa nampahita ahy ny zanakao koa aza. Malagasy Bible Dia hoy Isiraely tamin'i Josefa; Tsy nanampo izay hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro, Andriamanitra efa nampahita ahy ny zanakao koa aza. La Bible en Malgache Ary hoy izy tamin’i Josefa: Tsy nanampo hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro Andriamanitra nampahita ahy ny zanakao koa! |
Fantatr’i Jakôba fa izy io, ka hoy izy: «Ny akanjon-janako tokoa. Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa.»
Tonga nampionona azy avokoa ny zanany lahy aman-janany vavy rehetra; nefa tsy nety nionona izy, fa hoy izy: «Hidina misaona ho any amin’ny zanako any amin’ny fonenan’ny maty aho.» Ary nitomany azy, ity rainy.
Hoy i Jakôba rainy taminy: «Foananareo anaka aho, fa i Josefa tsy eto intsony, i Simeôna koa tsy eto, i Benjamina indray halainareo; ary izaho ihany no itambesaran’izany rehetra izany.»
Hoy izy taminy: «Mbola velona i Josefa, ary izy aza no manapaka ny tany Ejipta». Fa tsy nihontsina akory ny fon’i Jakôba, satria tsy nino azy ireo izy.
Fa efa nanjavona ny mason’i Israely noho ny fahanterana, ka tsy nahita. Dia nampandrosoin’i Josefa nankeo anilany ireo, ka sady nanoroka no namihina azy i Israely.
Nesorin’i Josefa hiala teo anelanelan’ny lohali-drainy aloha izy mirahalahy, dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy;
Ary ho an’Ilay mahay manao mihoatra lavitra noho izay angatahintsika sy saintsainintsika, araka ny heriny miasa ato amintsika,