Genesisy 37:33 - Baiboly Katolika33 Fantatr’i Jakôba fa izy io, ka hoy izy: «Ny akanjon-janako tokoa. Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Dia fantany ilay akanjo ka hoy izy: Akanjon’ny zanako io! Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Fantatr’i Jakôba fa an’i Jôsefa io, koa niantsoantso izy hoe: –Akanjon-janako tokoa ity! Noviravirain’ny biby masiaka i Jôsefa ary laniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Fantatr’i Jakôba fa an’i Jôsefa io, koa niantsoantso izy hoe: –Akanjon-janako tokoa ity! Noviravirain’ny biby masiaka i Jôsefa ary laniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Dia fantany, ka hoy izy: Akanjon’ny zanako io: efa lànin’ny biby masiaka izy; voaviravira tokoa Josefa. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Dia fantany, ka hoy izy: Akanjon'ny zanako io: efa lanin'ny biby masiaka izy; voaviravira tokoa Josefa. Jereo ny toko |