Genesisy 45:26 - Baiboly Katolika26 Hoy izy taminy: «Mbola velona i Josefa, ary izy aza no manapaka ny tany Ejipta». Fa tsy nihontsina akory ny fon’i Jakôba, satria tsy nino azy ireo izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Dia nilaza taminy izy ireo ka niteny hoe: Mbola velona ihany i Josefa ary izy no mpanapaka amin’ny tany Ejipta manontolo. Nangatsiaka ihany anefa ny fon’i Jakoba fa tsy nino azy ireo izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Notantarainy azy fa mbola velona any i Jôsefa ary izy mihitsy no mpanapaka eo amin’ny tany Ejipta manontolo; saingy tsy nampiraika an’i Jakôba izany, satria tsy nino ireto zanany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Notantarainy azy fa mbola velona any i Jôsefa ary izy mihitsy no mpanapaka eo amin’ny tany Ejipta manontolo; saingy tsy nampiraika an’i Jakôba izany, satria tsy nino ireto zanany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Dia nilaza taminy izy ka nanao hoe: Mbola velona ihany Josefa, ary izy no mpanapaka ny tany Egypta rehetra. Kanefa nangatsiaka ihany ny fon’i Jakoba, fa tsy nino azy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Dia nilaza taminy izy ka nanao hoe: Mbola velona ihany Josefa, ary izy no mpanapaka ny tany Egypta rehetra, kanefa nangatsiaka ihany ny fon'i Jakoba, fa tsy nino azy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Dia nilaza taminy izy ireo ka niteny hoe: Mbola velona ihany i Josefa ary izy no mpanapaka amin’ny tany Ejipta manontolo. Nangatsiaka ihany anefa ny fon’i Jakoba fa tsy nino azy ireo izy. Jereo ny toko |