Hoy i Jakôba taminy: «Fantatrao ny nanompoako anao sy ny tonga toetry ny biby fiompinao, nony mby tamiko.
Genesisy 30:5 - Baiboly Katolika Ary nanana anaka i Balà, dia tera-dahy tamin’i Jakôba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanana anaka i Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. DIEM PROTESTANTA Ary bevohòka i Bilehà ka niteraka zazalahy tamin’i Jakôba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary bevohòka i Bilehà ka niteraka zazalahy tamin’i Jakôba. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanan-anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Malagasy Bible Dia nanan'anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin'i Jakoba. La Bible en Malgache Dia nanana anaka i Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. |
Hoy i Jakôba taminy: «Fantatrao ny nanompoako anao sy ny tonga toetry ny biby fiompinao, nony mby tamiko.
Ka hoy i Rasela: «Nomen’Andriamanitra ny rariny aho, ary nohenoiny ny feoko, ka nomeny zazalahy aho.» Izany no nanaovany ny anarany hoe i Dana.
Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.
Ireo no zanaka lahin’i Balà, ilay nomen’i Labàna an-dRasela zanany vavy, ireo no naterany tamin’i Jakôba. Fito izy rehetra.
Ny terak’i Dana, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;
i Abrahama niteraka an’i Isaaka; i Isaaka niteraka an’i Jakôba; i Jakôba niteraka an’i Jodà mirahalahy avy;
Dia nomeny fanekena amin’ny famorana i Abrahama, ka nony niteraka an’i Isaaka dia namora azy tamin’ny andro fahavalo; i Isaaka kosa niteraka sy namora an’i Jakôba, ary i Jakôba namora an’ireo Patriarka roa ambin’ny folo lahy.»