Nomery 1:38 - Baiboly Katolika38 Ny terak’i Dana, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Tamin’ny taranak’i Dana, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary tamin’ny taranak’i Dana araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,– Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary tamin'ny taranak'i Dana araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Tamin’ny taranak’i Dana, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, Jereo ny toko |