Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Genesisy 26:20 - Baiboly Katolika Fa niadian’ny mpiandry ondry tao Jerara ny mpiandry ondrin’i Isaaka nataony hoe: «Anay ny rano.» Ka nataon’i Isaaka hoe Eseka ny anaran’ny lavaka fantsakana, satria niadian-dry zareo izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Kanjo niady tamin’ny mpiandry ondrin’Isaka ny mpiandry ondry tao Gerara ka niteny hoe: Anay ny rano! Noho izany dia nataon’Isaka hoe Eseka, ny anaran’ilay lavaka fantsakana, satria nifandìtra taminy izy ireo. DIEM PROTESTANTA Dia niady tamin’ireo mpiandry ondrin’i Itsehàka ireo mpiandry ondry tao Gerara ka nanao hoe: –Anay ny rano. Dia nantsoin’i Itsehàka hoe Hesèka izany hoe Fifandirana ny fantsakana, satria nifandiran’ireo izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niady tamin’ireo mpiandry ondrin’i Itsehàka ireo mpiandry ondry tao Gerara ka nanao hoe: –Anay ny rano. Dia nantsoin’i Itsehàka hoe Hesèka izany hoe Fifandirana ny fantsakana, satria nifandiran’ireo izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niady tamin’ny mpiandry ombin’Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran’ny lavaka fantsakana dia nataon’Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo. Malagasy Bible Ary niady tamin'ny mpiandry ombin'Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran'ny lavaka fantsakana dia nataon'Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo. La Bible en Malgache Kanjo niady tamin’ny mpiandry ondrin’Isaka ny mpiandry ondry tao Gerara ka niteny hoe: Anay ny rano! Noho izany dia nataon’Isaka hoe Eseka, ny anaran’ilay lavaka fantsakana, satria nifandìtra taminy izy ireo. |
Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Nanome tsiny an’i Abimeleka anefa i Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan’ny mpanompony an-keriny.
Mbola nihady teo amin’ny lohasaha koa ny mpanompon’i Isaaka, ka nahita loharano velona teo.
Ary nihady lavaka fantsakana hafa indray ny mpanompon’i Isaaka nefa mbola niadiana ihany koa io ka nataony hoe Sitnà no anarany.
Dia valio hoe: ‹Biby fiompy no fanananay, izahay mpanomponao, hatramin’ny fahazazanay ka mandrak’ankehitriny; tahaka ny razanay koa.› Fa izany no hahazoanareo monina amin’ny tany Gesena, satria fahavetavetana amin’ny Ejiptianina ny mpiandry ondry rehetra.»