Eksodosy 7:17 - Baiboly Katolika
Ka izao no lazain’i Iaveh: Izao no hahafantaranao fa Izaho no Iaveh: hotapahiko amin’ity tehina an-tanako ity ny rano eo amin’ny ony, dia ho voaova ho ra;
Jereo ny toko
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Izao no hahafantaranao fa Izaho no TOMPO: Indro, ny tehiko etỳ an-tanako no hikapohako ny rano ao Neily ka ho tonga ra izany.
Jereo ny toko
Noho izany, dia lazain’ny TOMPO fa hahafantatra ny maha IZY AZY ianao amin’ity indray mandeha ity. Hokapohiko amin’ity tehina eto an-tanako ity manko ny ranon’i Neily, dia hiova ho ra.

Koa izao no lazain’i Jehovah: Izao no hahafantaranao fa Izaho no Jehovah: indro, ny tehiko etỳ an-tànako no hikapohako ny rano ao Neily, ka ho tonga ra izy.
Jereo ny toko
Koa izao no lazain'i Jehovah: Izao no hahafantaranao fa Izaho no Jehovah: indro, ny tehiko etỳ an-tanako no hikapohako ny rano ao Neily, ka ho tonga rà izy.
Jereo ny toko
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Izao no hahafantaranao fa Izaho no TOMPO: Indro, ny tehiko etỳ an-tanako no hikapohako ny rano ao Neily ka ho tonga ra izany.
Jereo ny toko