Apokalipsy 8:8 - Baiboly Katolika8 Nitsoka ny trômpetra indray ny Anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra mirehitra nazera tany anaty ranomasina, ka nanjary ra ny ampahatelon’ny ranomasina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Nitsoka ny anjely faharoa dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina. Tonga ra ny ampahatelon’ny ranomasina Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Nitsoka trompetra ilay anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo nazera tany anaty ranomasina ka nanjary mena toy ny ra ny ampahatelon’ny ranomasina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Nitsoka trompetra ilay anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo nazera tany anaty ranomasina ka nanjary mena toy ny ra ny ampahatelon’ny ranomasina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary ny anjely faharoa nitsoka, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina; ary tonga ra ny ampahatelon’ny ranomasina; Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ny anjely faharoa nitsoka, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina; ary tonga rà ny ampahatelon'ny ranomasina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Nitsoka ny anjely faharoa dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina. Tonga ra ny ampahatelon’ny ranomasina Jereo ny toko |