Apokalipsy 8:7 - Baiboly Katolika7 Dia nitsoka ny trômpetra ny Anjely voalohany, ka nisy havandra sy afo miharo ra nalatsaka tamin’ny tany, ary may ny ampahatelon’ny tany, may ny ampahatelon’ny hazo, may koa ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nitsoka ny voalohany, dia nisy havandra sy afo miharoharo ra ka nararaka tamin’ny tany izany; ary may ny ampahatelon’ny tany, may ny ampahatelon’ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nitsoka trompetra ilay anjely voalohany, dia nisy havandra sy afo niharo ra nalatsaka tamin’ny tany; ka may ny ampahatelon’ny tany, may ny ampahatelon’ny hazo ary may ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nitsoka trompetra ilay anjely voalohany, dia nisy havandra sy afo niharo ra nalatsaka tamin’ny tany; ka may ny ampahatelon’ny tany, may ny ampahatelon’ny hazo ary may ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo ra, ka nararaka tamin’ny tany izany; ary may ny ampahatelon’ny tany, ary may ny ampahatelon’ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo rà, ka nararaka tamin'ny tany irany; ary may ny ampahatelon'ny tany, ary may ny ampahatelon'ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra. Jereo ny toko |