Apokalipsy 8:6 - Baiboly Katolika6 Ary niomana hitsoka ny trômpetra ny Anjely fito izay nitondra ny trômpetra fito. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Dia niomana hitsoka trompetra ireo anjely fito izay nanana ny trompetra fito. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia niomana hitsoka trompetra ireo anjely fito izay nanana ny trompetra fito. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. Jereo ny toko |