Eksodosy 23:19 - Baiboly Katolika
«Haterinao ao an-tranon’i Iaveh Andriamanitrao ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Jereo ny toko
Ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao dia hoentinao ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Haterinareo ao an-tranoko ny santatry ny vokatry ny taninareo satria Izaho no Tompo Andriamanitrareo. Nefa aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Haterinareo ao an-tranoko ny santatry ny vokatry ny taninareo satria Izaho no Tompo Andriamanitrareo. Nefa aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao dia ho entinao ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao dia ho entinao ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao dia hoentinao ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko