Eksodosy 23:20 - Baiboly Katolika20 «Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao, hiaro anao eny an-dalana sy hahatonga anao any amin’ny toerana nomaniko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao eny an-dalana sady hitondra anao any amin’ny toerana izay namboariko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 «Haniraka anjely iray hialoha anareo Aho, mba hiaro anareo eny an-dàlana; izy no hitarika anareo ho ao amin’ny tany izay efa nomaniko ho anareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 «Haniraka anjely iray hialoha anareo Aho, mba hiaro anareo eny an-dàlana; izy no hitarika anareo ho ao amin’ny tany izay efa nomaniko ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 INDRO, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dàlana sy hitondra anao ho any amin’ny fitoerana izay namboariko. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Indro Aho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao eny an-dalana sady hitondra anao any amin’ny toerana izay namboariko. Jereo ny toko |